Teny iditra | Rainibelanonana | |
Singan-teny | ray ; be ; lanonana | |
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana | |
Ohatra | Kapoka alikan-dRainibelanonana : voa ny tongony, voa ny tànany.
[2.558] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Rainibelanonana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |