Teny iditra | 1 rain-jaza |
Singan-teny | 2 ray, zaza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza a) ny lehilahy manao hasoavana ny zazalahy iray (ka nanangana azy mihitsy tamin' ny andro taloha); b) ny rain' ny zazavavy ampakarina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] (rainjaza) The person who acts as the father in the ceremonies of circumcision; applied to the parent who carries the child during circumcision ceremonies; also one who gives a child away in marriage. |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |