Teny iditra Raivo (ivo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona)
Famaritana malagasy Ny zanaka vavy eo anelanelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Root aivo]. The name given to a female who has an elder and younger brother and sister. [Richardson 1885]
 the name of a girl who has an elder and younger sister or brother. [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fille entre l'aînée et la cadette. [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  Ranaivo
Teny nalaina 

2010/05/27