|
|
|
|

Teny iditra1  Rajaobelison Samuël
Singan-teny  2  Rajaobelison, Samuël
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny malagasy  4  Rajaobelison Samuël (1915-) (Zakarandahy) [3.1]
5  Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. [2.314]
Voambolana  6  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  7  Mpanjono
8  Mpikororoka ampombo
9  Ralaikamboty
10  Voninkazo taratasy
11  1957 Fehezam-bary gasy
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20