Teny iditra | 1 Rakelimalaza |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] see Kelimalaza |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] voir Kelimalaza |
Ohatra |
5 [2.508#] Koa raha tsy hajaina intsony rakelimalaza dia tsy hohajaina intsony koa ny Fanjakana sy ny Mpanjaka. 6 [2.59#] Nasainy nodorana avokoa, ny sampy rehetra amy ny fanjakany, rakelimalaza Ramahavaly, izay sampin'ny Andriamanjaka teo aloha; |
Voambolana |
7 Finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |