Teny iditra | 1 rakofana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin' ny hatsiaka...: Rakofy io zaza io sao mangatsiaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] see Rakotra 5 [1.7] to be covered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on couvre |
Fototeny | 7 rakotra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 fanakora, fanaroka, fanoraka, faranako, karofana, narafoka, rakofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |