Teny iditra | 1 rakofana |
Fototeny | 2 rakotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin' ny hatsiaka...: Rakofy io zaza io sao mangatsiaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] see Rakotra 6 [1.7] to be covered |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on couvre |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 fanakora, fanaroka, fanoraka, faranako, karofana, narafoka, rakofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |