Teny iditra (1/2) | 1 rakotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka, Tanala]
takotra, sarona 4 [1.1] Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana Sarona Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a cover of any kind. See Takotra. 6 [1.7] a cover |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] couvercle, ce qui couvre |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 rakotra |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] couvert |
Ohatra |
19 rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [2.472] |
Fivaditsoratra | 20 arakotr, rakotra, rotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |