|
|
|
|

Teny iditra1  Ramahavaly
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.48] jereo Mahavaly
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] voir Mahavaly
Ohatra  5  [2.48] Dia ramahavaly no isantarana ny ady atao
6  [2.113#] Ny nalaza voalohany dia Rainimahay mitahiry ny sampy natao hoe ramahavaly.
7  [2.508#] Ary ny ampitso 9 septambra dia nodorana ramahavaly, Manjakatsiroa, Rafantàka ary Rabehaza.
Voambolana  8  Fivavahana, finoana
Anaram-biby 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10