|
|
|
|

Teny iditra1  Ramahavaly
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  4  [2.48] jereo Mahavaly
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] voir Mahavaly
Ohatra  6  [2.48] Dia ramahavaly no isantarana ny ady atao
7  [2.113#] Ny nalaza voalohany dia Rainimahay mitahiry ny sampy natao hoe ramahavaly.
8  [2.508#] Ary ny ampitso 9 septambra dia nodorana ramahavaly, Manjakatsiroa, Rafantàka ary Rabehaza.
Voambolana  9  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10