Teny iditra | ramboana (rambo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba na fitafiana asiana tovany mirefarefa na mitaritarika aoriana, asiana somotraviaviny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce à quoi on met des franges [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | anambaro, maranabo, ramboana, Raombana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |