|
|
|
|

Teny iditra1  ramboana
Fototeny  2  rambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lamba na fitafiana asiana tovany mirefarefa na mitaritarika aoriana, asiana somotraviaviny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#504] Ce à quoi on met des franges
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  anambaro, anambora, maranabo, ramboana, Raombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21