Teny iditra ramiavona (ra-, avona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo eny amin' ny vatan' ny namany no aniriany (fiteny koa ny hoe hazomiavona) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy A name given to many epiphytic and parasitic plants. Same as hazomiavona. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay (1) (de miavona : orgueilleux, qui écrase les autres de son mépris). Nom donné à la fois aux espèces parasites et aux épiphytes, souvent confondues.
¶  [Betsileo] surtout les Loranthaceae parasites, notamment Bakerella viguieri (Lecomte) Balle (Loranthaceae). Voir aussi hazomiavona.
¶  [Merina] A Tananarive nom donné par les horticulteurs aux Orchidées épiphytes, notamment celles qui sont payées cher par les amateurs. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Bakerella viguieri
Mpitovy hevitra hazomiavona
Teny nalaina 

Teny iditra ramiavona (ra-, avona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (déformation de ramianoka). Aeschynomene indica L. (Fabaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Aeschynomene indica

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31