Teny iditra ramirondra (ra-, rondra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-javamaniry eny amin' ny vatan' ny namany no aniriany. (Rhipsalis cassutha) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy A parasitic shrub. Rhispalis cassutha, Goertn. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Rhipsalis cassutha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31