Teny iditra ramole (ra-, mole)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby sahala amin' ny soavaly, avy amin' ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly vavy (fiteny koa ny hoe Mole) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mulet [1.3, 1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra mole
Ny fihaviany Frantsay: mulet.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31