|
|
|
|

Teny iditra ranao
Sokajin-teny anarana
Tovy hevitra ara-paritany ranao, ranaotra, rañaotse, rañaotsy, reninjanaky, renizanaky, zaobavy
Fanazavàna teny malagasy Zaobavy [1.476]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A word for zaobavy [1.2]
Voambolana 

Teny iditra ranao
Sokajin-teny anarana ra sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy Your blood [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Ton sang, votre sang [3.1]
Ohatra Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao! [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02