Teny iditra randramadinika (randrana, dinika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31