Teny iditra | 1 randranketsa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Betsileo]
Randram-bolo betsileo miendrika ketsa maniry izay madinika dia madinika sady matetika dia matetika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] (randran-ketsa) A mode of plaiting the hair. There are other modes in the provinces, called Randrankodidina, Randramandry, Randrambavy, Randrambalaika, Randramandady, Randramiakatra, Dandranampanga, Randrankirondro.) |
Voambolana |
5 Fandram-bolo |
Singan-teny | 6 randrana, ketsa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |