|
|
|
|

Teny iditra1  ranga maso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507]
Ohatra  5  Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [2.472]
Tovy hevitra  6  ranga sofina
Singan-teny  7  ranga, maso

Fivaditsoratra  8  ngara maso, ranga maso

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07