|
|
|
|

Teny iditra1  ranga maso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-manondro ny maso kaodikaody
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#507] qui lève les yeux, qui a le regard craintif
Ohatra  5  [2.472] Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;
Singan-teny  6  ranga, maso
Tovy hevitra  7  ranga sofina

Fivaditsoratra  8  ngara maso, ranga maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21