Teny iditra anefa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy but (same as kanefa but used in slightly different ways) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra nefa ~ kanefa ~ kandrefa

2012/03/04