Teny iditra (1/3) | 1 rangorango |
Fototeny | 2 rango |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] long et maigre |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 rangorango |
Fototeny | 10 rango |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Fakana zavatra tsy miera amin' ny tompony |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] action de prendre sans permission, comme les enfants dans la maison |
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/3) | 19 rangorango |
Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Enti-milaza olona mihinana tsy miatoato |
Fivaditsoratra | 22 rangorango, rongaronga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |