Teny iditra (1/3) | 1 ranitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] sharpness, keenness of edge. See rangitra 5 [1.7] sharpness |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#508] état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance 7 [1.8] état de ce qui est bien tranchant |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/3) | 15 ranitra |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Tambahoaka]
[rañitra] sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso 18 [1.1] Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3#508] concubine : celui qui entretient un concubine |
Ohatra |
20 Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby. [2.346#30] |
Teny iditra (3/3) | 21 Ranitra |
Sokajin-teny | 22 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Mpanoratra |
23 Rajaonarison Elie |
Mpanonta printy |
24 Mitsinjo, 1992. Haavony: 21cm. Ambainy: 13.5cm. Takila: 128 |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 27 iratran, nariatr, niratra, ranitra, Ranitra, ratrain |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |