|
|
|
|

Teny iditra1  rankizy
Singan-teny  2  ry, ankizy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny iantsoana ny ankizy amin-kalemem-panahy na am-pitiavana mihitsy aza: Araho tsara, rankizy, ny anatry ny ray aman-dreninareo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] vocative case of ankizy.
6  [1.7] vocative, (ankizy); oh, you children !
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] vocatif (ankizy), oh, mes enfants !
Ohatra  8  izao ve ianareo no maka kitay, rankizy? [2.470]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny rankizy io

Fivaditsoratra  10  kiranzy, rankizy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21