|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  ry
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Kianteny kely:
4 a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko
5 b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro;
6 d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8]
Ohatra  9  Eny, ry Neny; [2.470#141]
10  - Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471#22]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Teny iditra (2/4) 12  ry
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8]
Haiendriteny 
17  Tsotra :

Teny iditra (3/4) 18  ry
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 jereo ray [1.1]

Teny iditra (4/4) 21  ry
Sokajin-teny  22  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23 [Antesaka] izy [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  24  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06