Teny iditra | 1 rano maria |
Singan-teny | 2 rano, maria |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1] 5 rano mafy [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 Water flowing swiftly [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 rapide [1.13] |
Ohatra |
8 Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#] |
Tovy hevitra | 9 rano mandeha |
Fivaditsoratra | 10 Mariarano, rano maria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |