Teny iditra maria (ria)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to flow swiftly; swifty-flowing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couler rapidement [Hallanger 1974]
Endriteny 
maria
naria
haria
Ohatra 
1voahirana an-drano maria! [Andriamalala: Zazavavindrano]
2ireny dia tsy an-kasoavana
tsy an-karatsiana
tsy an ony
tsy an-drano maria
[Fox: Hainteny, laharana 327]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny maria ity (1): Mariarano

Teny iditra maria
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. [David 1952 (takila M)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra mariha

Teny iditra Maria (ria)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany ria

Teny iditra Maria
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 1. Maria, Miriama, mpaminany vavy, anabavin'i Aarona
¶ 2. Maria, renin'i Jesosy
¶ 3. Maria, vadin' i Klopa
¶ 4. Maria, anabavin' i Lazarosy
¶ 5. Maria Magdalene
¶ 6. Maria, renin' i Marka
¶ 7. Maria, isan'ny Kristiana tao Roma [Baiboly]
Famaritana anglisy 1. Miriam, the sister of Aaron
¶ 2. Mary, mother of Jesus
¶ 3. Maria, wife of Cleophas
¶ 4. Mary, sister of Lazarus
¶ 5. Maria Magdalene
¶ 6. Maria, mother of Mark
¶ 7. Maria, an early Christian from Rome [Baiboly]
Famaritana frantsay 1. Miryam, soeur d'Aaron
¶ 2. Marie, mère de Jésus
¶ 3. Marie, épouse de Clopas
¶ 4. Marie, soeur de Lazare
¶ 5. Marie Magdalène
¶ 6. Maria, mère de Marc
¶ 7. Marie, chrétienne de Rome [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/07/03