Teny iditra | rano an-tandro-potsy | |
Singan-teny | rano ; tandro ; fotsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |