Teny iditra rano an-tsahafa
Singan-teny rano ; sahafa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Business of agreements made by persons as to the place of doing something [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16