|
|
|
|

Teny iditra1  sahafa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo mitapelaka lehibe, matetika boribory, fanofana vary (misy koa vy na ravina natao hanofana vary ka notondroina mazava tsara hoe: sahafa vy, sahafa harona).
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a tray for winnowing rice
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] van, plateau concave servant à vanner le riz
6  [1.8] vannage du riz
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny sahafa io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07