Teny iditra ranofotsy (rano, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ rano fotsy ] [Provincial] A word for riana
¶ In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay [ rano fotsy ] une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza: [Callet: Tantara]

Teny iditra Ranofotsy (rano, fotsy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany rano, fotsy

2013/06/06