Teny iditra (1/2) | 1 ranofotsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
[rano fotsy] A word for riana [rano fotsy] In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] [rano fotsy] une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées |
Ohatra |
6 [2.48] Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza: |
Singan-teny | 7 rano, fotsy |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 Ranofotsy |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
11 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 12 rano, fotsy |
Fivaditsoratra | 13 nafositro, ranofotsy, Ranofotsy, tsoforany, tsofyrano, tsofy rano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/19 |
![]() |