Teny iditra |
ranomafana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | (rano mafana) Warm water; hot springs ¶ fig. anger; a present. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Ohatra | Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [Razoharinoro: Soratra, takila 184]
|
|
Teny iditra |
Ranomafana
(rano, mafana)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Ohatra | Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, Ranomafana sns. [Randriamamonjy: Tantara, takila 48]
|
Haianarantany | rano,
mafana |
|