|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ranomafana
Singan-teny  2  rano, mafana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] (rano mafana) Warm water; hot springs
fig. anger; a present.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.196] (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts.
Ohatra  7  Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [2.366]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)9  Ranomafana
Singan-teny  10  rano, mafana
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Ohatra  12  Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns. [2.508]
Voambolana  13  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  14  fanamorana, Ranomafana, ranomafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28