Teny iditra ranomainty (rano, mainty)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Ink, black ink, blacking. [Richardson 1885]
 ink [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay encre [Hallanger 1974]
Mpanahaka  ranomainty manga ~ ranomainty mena
Ohatra Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [Rajohanesa: Kintana]

Teny iditra Ranomainty (rano, mainty)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any Ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [Callet: Tantara]
Haianarantany rano, mainty

2013/06/06