Teny iditra (1/2) | 1 ranomainty |
Singan-teny | 2 rano, mainty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Ink, black ink, blacking. 6 [1.7] ink |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] encre |
Ohatra |
8 Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 Ranomainty |
Singan-teny | 12 rano, mainty |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Ohatra |
14 Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [2.48] |
Voambolana |
15 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 16 imontirana, Maintirano, miotrinana, namoritany, notarainim, Ranomainty, ranomainty |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |