Teny iditra rano maria
Singan-teny rano ; maria
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
 [ ranomaria ] Rano mafy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Water flowing swiftly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ ranomaria ] Rapide [1.13]
Ohatra Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436]
Tovy hevitra rano mandeha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01