|
|
|
|

Teny iditra1  ranomaso afefy heloka
Singan-teny  2  ranomaso, afefy, heloka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10