Teny iditra | 1 ranomaso manentsin-keloka |
Singan-teny | 2 ranomaso, manentsina, heloka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 entina milaza ny olona miseho amin' ny hafa ho malahelo sy tsy diso ka mitomany hanafina ny ratsy natao [1.1] |
Tovy hevitra | 5 ranomaso afefy heloka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |