Teny iditra ranomaso tsy miaraka amam-paty
Singan-teny ranomaso ; tsy ; miaraka ; amana ; faty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe haingo diso an' iarivo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16