|
|
|
|

Teny iditra1  ranomaso tsy miaraka amam-paty
Singan-teny  2  ranomaso, tsy, miaraka, amana, faty
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe haingo diso an' Iarivo)

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16