Teny iditra | ranomody | |
Singan-teny | rano ; mody | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rano mitambolimbolina amin' ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny [1.1] | |
Rano miherina [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ rano mody ] A whirlpool, an eddy of water. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Eau tourbillonante [1.13] | |
Fivaditsoratra | amondroy, mirodona, ranomody |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |