|
|
|
|

Teny iditra1  ranomody
Singan-teny  2  rano, mody
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rano mitambolimbolina amin' ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny
5  [1.13] rano miherina
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2][rano mody] A whirlpool, an eddy of water.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] eau tourbillonante

Fivaditsoratra  8  amondroy, irodonam, mirodona, mirodòna, noradoim, ranomody

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28