Teny iditra | 1 ranonorana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 rano, orana |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika 11 [1.7] rain |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.8] pluie, eau de pluie |
Ohatra |
13 [2.131] zavona ve sa ranonorana? 14 [2.470] - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. |
Voambolana |
15 Haitoetrandro |
Tovy hevitra | 16 orana |
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny ranonorana io |
Lahatsoratra |
18 Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 19 naoranoran, ranonorana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |