Teny iditra rano raraka tsy azo raofina (rano, raraka, azo, raoka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny zavatra afoy tanteraka na tsy azo afody hiverina intsony
¶ Sira latsaka an-drano [Rajemisa 1985]

2010/12/20