|
|
|
|

Teny iditra1  rano raraka tsy azo raofina
Singan-teny  2  rano, raraka, tsy, azo, raofina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny zavatra afoy tanteraka na tsy azo afody hiverina intsony
Sira latsaka an-drano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01