Teny iditra | rano tsilany | ||
Singan-teny | rano ; tsilany | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1] | ||
Ohatra | Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.
[1.437] | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |