Teny iditra | 1 ranovola |
Singan-teny | 2 rano, vola |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Rano hafanaina ao anaty vilany mbola misy ampango ka atao fisotro eo am-pisakafoana, atao koa hoe ranon' ampango [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Same as ranon-ampango [1.2] 6 water added to partly burnt rice in the kettle, and served as a drink [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 de l'eau ajoutée au riz restant dans la marmite, et servie comme boisson [1.8] 8 (de rano : eau. et vola : l'argent). Boisson traditionnelle préparée en faisant bouillir de l'eau avec la croûte qui reste adhérente à la marmite, après la cuisson du riz. Expression proverbiale : Ranovola miandry am-panasina (= eau d'argent qui attend dans la marmite) ; au sens figuré : trésor qu'il n'y a qu'à prendre. Voir aussi ranonampango. [Merina] [1.196] |
Ohatra |
9 Nahazo alalana hivoaka izahay ankizy, nony nahalany ny voankazo sy nisotro ranovola. [2.332] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Tsipelina hafa | 11 ranon' ampango |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |