Teny iditra ranovola
Singan-teny rano ; vola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano hafanaina ao anaty vilany mbola misy ampango ka atao fisotro eo am-pisakafoana, atao koa hoe ranon' ampango [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as ranon-ampango [1.2]
 Water added to partly burnt rice in the kettle, and served as a drink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay De l'eau ajoutée au riz restant dans la marmite, et servie comme boisson [1.8]
  [Merina] (de rano : eau. et vola : l'argent). Boisson traditionnelle préparée en faisant bouillir de l'eau avec la croûte qui reste adhérente à la marmite, après la cuisson du riz. Expression proverbiale : Ranovola miandry am-panasina (= eau d'argent qui attend dans la marmite) ; au sens figuré : trésor qu'il n'y a qu'à prendre. Voir aussi ranonampango. [1.196]
Ohatra Nahazo alalana hivoaka izahay ankizy, nony nahalany ny voankazo sy nisotro ranovola. [2.332]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28