Teny iditra (1/2) | 1 ranto |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra 5 [1.7] trade done in travelling |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] commerce d'un marchand ou collecteur ambulant |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 ranto |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka]
tora-pasika amoron-dranomasina 15 [1.1] [Sakalava] Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 naotr, natro, notra, ranto, rotan, trano, trona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |